Amboary ny lalan'i Jehovah
Amboary (2) ny lalan'i Jehovah
Amboary ny lalany
Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (2)
Tsy hisy velona tsy aseho
Na takona tsy ho fantatra é
Allo zoky é, Allo zandry é
ho avy ny Mpanjaka, ho avy é
Allo dada, Allo mama
ho avy ny Mpanjaka é
Amboary ny lalan'i Jehovah
Amboary (2) ny lalan'i Jehovah
Amboary ny lalany
Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (2)
Izay manao azy mijoro tsara é
Aoka hitandrina tsy ho lavo é
Allo zoky é, Allo zandry é
ho avy ny Mpanjaka, ho avy é
Allo dada, Allo mama
ho avy ny Mpanjaka é
Aona sy aona ny fahamarina é
aona ny fahamasina é
F'izy mankahala ny ratsy rehetra é
Aona sy aona ny fahamarina é
aona ny fahamasina é
F'izy mankahala ny ratsy rehetra é
Malahelo izarao fifaliana
Aona é, aona é
Avotsory amizay zay nampahoriana oa
Aona é, aona é
Ny fatopatotra tapatapaka é
Aona é, aona é
Mandehana tahaka ny olon'afaka
Ny marenina mandré mahavarina
An'i Tompo amizay oa ny taon-jina
Hivavaho ny jamba mba hahita
Am'ty taona ity samy ho tafita é
E ho avy Izy é
ho avy ny mpanjaka é ia
ho avy Izy é, ho avy Izy é
ho avy ny mpanjaka
ho avy é
Allo zoky é, Allo zandry é
ho avy ny Mpanjaka é, ho avy é
Allo dada, Allo mama
ho avy ny Mpanjaka é